FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 21:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia hitora-bato azy ho faty ny olon-drehetra ao an-tanànany. Esory tsy ho eo aminao ny ratsy. Ary handre izany ny Israely rehetra ka hatahotra+ tokoa.

  • Deoteronomia 24:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Raha misy tratra maka olona* an-keriny,+ ka rahalahiny eo amin’ny zanak’Israely no nalainy, ary lozabe taminy izy ka nivarotra azy,+ dia hovonoina ho faty ilay naka an-keriny. Esory tsy ho eo aminao ny ratsy.+

  • 1 Korintianina 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 fa Andriamanitra kosa no mitsara ny any ivelany?+ “Esory tsy ho eo aminareo ilay mpanao ratsy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara