Deoteronomia 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aoka tsy hiantra azy ny masonao,+ ary esory tsy ho amin’ny Israely ny fanamelohana ho nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny,+ mba hahita soa ianao.
13 Aoka tsy hiantra azy ny masonao,+ ary esory tsy ho amin’ny Israely ny fanamelohana ho nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny,+ mba hahita soa ianao.