Nomery 13:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hitanay tao ny Nefilima, dia ireo taranak’i Anàka,+ izay avy amin’ny Nefilima, hany ka toy ny valala ny fahitanay ny tenanay, ary toy izany koa ny fahitany anay.”+ Josoa 14:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny anaran’i Hebrona talohan’izay dia Kiriata-arba.+ Ilay lehilahy goavam-be teo amin’ny Anakita izany Arba+ izany. Ary nandry feizay ny tany fa tsy nisy ady.+
33 Hitanay tao ny Nefilima, dia ireo taranak’i Anàka,+ izay avy amin’ny Nefilima, hany ka toy ny valala ny fahitanay ny tenanay, ary toy izany koa ny fahitany anay.”+
15 Ny anaran’i Hebrona talohan’izay dia Kiriata-arba.+ Ilay lehilahy goavam-be teo amin’ny Anakita izany Arba+ izany. Ary nandry feizay ny tany fa tsy nisy ady.+