Matio 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nisy Fariseo nanatona azy mba hamandrika azy, ka nilaza hoe: “Azon’ny lehilahy atao ve ny misaraka amin’ny vadiny na inona na inona antony?”+ Matio 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy izy tamin’ireo: “Noho ny hamafin’ny fonareo+ no namelan’i Mosesy anareo lehilahy hisara-panambadiana, fa tsy mba toy izany tany am-piandohana.+
3 Ary nisy Fariseo nanatona azy mba hamandrika azy, ka nilaza hoe: “Azon’ny lehilahy atao ve ny misaraka amin’ny vadiny na inona na inona antony?”+
8 Dia hoy izy tamin’ireo: “Noho ny hamafin’ny fonareo+ no namelan’i Mosesy anareo lehilahy hisara-panambadiana, fa tsy mba toy izany tany am-piandohana.+