FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Ary hitsinjo anareo aho,+ ka hataoko manan-taranaka sy ho maro be ianareo,+ ary hotanterahiko ny fifanekena nataoko taminareo.+

  • Deoteronomia 7:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia ho tia sy hitahy+ anao tokoa izy, ary hahamaro anao+ ka hotahiny izay aloaky ny kibonao+ sy ny vokatry ny taninao,+ ny varimbazahanao sy ny divainao vaovao sy ny menakao, ny zanak’ombinao sy ny zanaky ny ondry aman’osinao,+ any amin’ilay tany izay nianianany tamin’ny razanao homena anao.+

  • Salamo 127:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Lova avy amin’i Jehovah ny zanaka maro,+

      Ary valisoa ny aloaky ny kibo.+

  • Salamo 128:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Ho tahaka ny voaloboka mahavokatra ny vadinao,+

      Ao amin’ny efitra anatiny indrindra amin’ny tranonao.

      Ary ny zanakao ho toy ny sampan’oliva+ manodidina ny latabatrao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara