Levitikosy 26:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary hasiako amin’ny sabatra ianareo ho valin’ny+ nivadihanareo tamin’ny fifanekena.+ Hitangorona ao an-tanàna ianareo, ary handefasako areti-mandringana eo aminareo.+ Dia hatolotra eo an-tanan’ny fahavalo ianareo.+ Jeremia 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hamely an’izay monina eto amin’ity tanàna ity aho, na olona izany na biby. Ho fatin’ny areti-mandringana tena mahery izy ireo.”’+ Jeremia 24:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Handefasako sabatra+ sy mosary+ ary areti-mandringana+ izy ireo hamely azy, mandra-paharipany tanteraka tsy ho eo amin’ilay tany nomeko azy sy ny razany.’”+
25 Ary hasiako amin’ny sabatra ianareo ho valin’ny+ nivadihanareo tamin’ny fifanekena.+ Hitangorona ao an-tanàna ianareo, ary handefasako areti-mandringana eo aminareo.+ Dia hatolotra eo an-tanan’ny fahavalo ianareo.+
6 Hamely an’izay monina eto amin’ity tanàna ity aho, na olona izany na biby. Ho fatin’ny areti-mandringana tena mahery izy ireo.”’+
10 Handefasako sabatra+ sy mosary+ ary areti-mandringana+ izy ireo hamely azy, mandra-paharipany tanteraka tsy ho eo amin’ilay tany nomeko azy sy ny razany.’”+