FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fa rehefa miverina amiko+ kosa ianareo ka mitandrina sy manatanteraka+ ny didiko,+ dia hangoniko+ ianareo ka hoentiko+ any amin’ilay toerana nofidiko hampitoerana ny anarako,+ na dia any amin’ny faravodilanitra aza no niparitahanareo.’

  • Ezekiela 18:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “‘Ary raha miala amin’ny fahotany rehetra ny ratsy fanahy,+ ka tena mitandrina ny lalàko rehetra ary manao ny rariny sady manao izay mahitsy,+ dia ho velona tokoa izy fa tsy ho faty.+

  • Ezekiela 33:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Lazao aminy hoe: ‘“Raha mbola velona koa aho”, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, “dia tsy sitrako ny hahafatesan’ny ratsy fanahy,+ fa ny hialany amin’ny lalan-dratsiny+ mba ho velona izy.+ Mialà, mialà amin’ny lalan-dratsinareo,+ fa nahoana ianareo no ho faty, ry taranak’Israely?”’+

  • Asan’ny Apostoly 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Koa mibebaha,+ ka miverena+ hamonoana ny fahotanareo,+ mba hisian’ny fotoana mamelombelona+ avy amin’i Jehovah

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara