Salamo 147:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Milaza ny teniny amin’i Jakoba izy.+Ary lazainy amin’ny Israely ny fitsipiny+ sy ny didim-pitsarany.+ Ohabolana 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 raha tsy mitsahatra mitady azy toy ny fitady volafotsy ianao,+ ary tsy mitsahatra mikaroka azy toy ny fikaroka harena miafina,+ Isaia 45:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy tao amin’ny toeram-piafenana maizina teny ambonin’ny tany no nitenenako,+ ary tsy nilaza tamin’ny taranak’i Jakoba aho hoe: ‘Mitadiava ahy, nefa ho sasa-poana ianareo.’+ Izaho no Jehovah, ary izay marina sy mahitsy no lazaiko.+
19 Milaza ny teniny amin’i Jakoba izy.+Ary lazainy amin’ny Israely ny fitsipiny+ sy ny didim-pitsarany.+
4 raha tsy mitsahatra mitady azy toy ny fitady volafotsy ianao,+ ary tsy mitsahatra mikaroka azy toy ny fikaroka harena miafina,+
19 Tsy tao amin’ny toeram-piafenana maizina teny ambonin’ny tany no nitenenako,+ ary tsy nilaza tamin’ny taranak’i Jakoba aho hoe: ‘Mitadiava ahy, nefa ho sasa-poana ianareo.’+ Izaho no Jehovah, ary izay marina sy mahitsy no lazaiko.+