FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 20:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Avy eo, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona: “Noho ianareo tsy naneho finoana ahy ka tsy nanamasina+ ahy teo imason’ny zanak’Israely, dia tsy hitondra an’ity fiangonana ity hiditra ao amin’ilay tany homeko azy ianareo.”+

  • Deoteronomia 3:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Miakara eo an-tampon’i Pisga,+ ary atopazo miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana ny masonao ka mijere, fa tsy hiampita an’io Jordana io ianao.+

  • Deoteronomia 4:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Ary tezitra mafy tamiko i Jehovah noho ny aminareo+ ka nianiana fa tsy hiampita an’i Jordana aho, na hiditra ao amin’ilay tany soa izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao ho lovanao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara