Eksodosy 33:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary raha vao tafiditra tao amin’ilay tranolay i Mosesy, dia nidina ny andry rahona+ ka nijanona teo amin’ny fidirana amin’ilay tranolay. Ary niresaka+ tamin’i Mosesy Andriamanitra. Eksodosy 40:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Teo ambonin’ny tranolay mantsy ny rahon’i Jehovah nandritra ny andro, ary nisy afo foana teo ambonin’ilay tranolay nandritra ny alina. Ary nahita izany daholo ny taranak’Israely, nandritra ny diany rehetra.+ Salamo 99:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tao anatin’ny andry rahona no niresahany tamin’izy ireo.+Narahin’izy ireo ny fampahatsiahivana sy ny fitsipika nomeny azy.+
9 Ary raha vao tafiditra tao amin’ilay tranolay i Mosesy, dia nidina ny andry rahona+ ka nijanona teo amin’ny fidirana amin’ilay tranolay. Ary niresaka+ tamin’i Mosesy Andriamanitra.
38 Teo ambonin’ny tranolay mantsy ny rahon’i Jehovah nandritra ny andro, ary nisy afo foana teo ambonin’ilay tranolay nandritra ny alina. Ary nahita izany daholo ny taranak’Israely, nandritra ny diany rehetra.+
7 Tao anatin’ny andry rahona no niresahany tamin’izy ireo.+Narahin’izy ireo ny fampahatsiahivana sy ny fitsipika nomeny azy.+