Salamo 106:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Vetivety anefa izy ireo dia nanadino izay nataon’Andriamanitra,+Ary tsy niandry izay torohevitra avy taminy.+ Salamo 107:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Satria nikomy+ tsy nanaraka ny tenin’Andriamanitra,+Ary tsy niraharaha ny torohevitr’ilay Avo Indrindra.+ Lioka 7:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fa ny Fariseo sy ireo nahay Lalàna kosa tsy niraharaha ny sitrapon’Andriamanitra+ momba azy ireo, ka tsy nataon’i Jaona batisa.
13 Vetivety anefa izy ireo dia nanadino izay nataon’Andriamanitra,+Ary tsy niandry izay torohevitra avy taminy.+
11 Satria nikomy+ tsy nanaraka ny tenin’Andriamanitra,+Ary tsy niraharaha ny torohevitr’ilay Avo Indrindra.+
30 Fa ny Fariseo sy ireo nahay Lalàna kosa tsy niraharaha ny sitrapon’Andriamanitra+ momba azy ireo, ka tsy nataon’i Jaona batisa.