FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ataovy donto ny fon’ity vahoaka ity,+ ataovy lalodalovana ny sofiny,+ ary ataovy miraikitra ny masony, mba tsy hahitan’ny masony, na handrenesan’ny sofiny, na hahalalan’ny fony, na hiverenany ka hahazoany fanasitranana.”+

  • Isaia 27:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Rehefa maina ireo rantsana kely any, dia vehivavy no ho tonga hanapaka sy handrehitra an’ireny.+ Fa tsy mba mahira-tsaina ilay vahoaka.+ Koa tsy hamindra fo aminy ny Mpanao azy, ary tsy hiantra azy ny Mpamolavola azy.+

  • Matio 13:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa efa nanjary donto ny fon’ity vahoaka ity, ary efa nandre ny sofiny fa tsy rototra izy, ary efa nakimpiny ny masony, sao hahita ny masony sy handre ny sofiny ary hahazo ny hevitr’izany ny fony, dia hiverina izy ka hositraniko.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara