FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 5:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Inona no mbola tokony ho natao tamin’ny tanimboaloboko ka tsy efa nataoko?+ Mba nantenaiko hamoa voaloboka tsara izy, nefa nahoana no namoa voalobokadia?

  • Jeremia 2:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Izaho anefa namboly anao mba ho voaloboka mena faran’izay tsara,+ eny, karazam-boa tena izy. Koa ahoana no nampiova anao ho sampam-boalobokadia sy ratsy?’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara