Salamo 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Latsaka ao amin’ny lavaka nataony ireo firenena,+Ary ny harato+ nafeniny ihany no namandrika ny tongony.+ Salamo 73:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Eo amin’ny toerana malama tokoa no ametrahanao an’ireny.+Ary ataonao izay hahalavo azy mba ho ringana izy.+ Isaia 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa maro amin’izy ireo no ho tafintohina sy ho lavo sy ho potipotika, ary ho voafandrika sy ho voasambotra.+
15 Latsaka ao amin’ny lavaka nataony ireo firenena,+Ary ny harato+ nafeniny ihany no namandrika ny tongony.+
18 Eo amin’ny toerana malama tokoa no ametrahanao an’ireny.+Ary ataonao izay hahalavo azy mba ho ringana izy.+
15 Koa maro amin’izy ireo no ho tafintohina sy ho lavo sy ho potipotika, ary ho voafandrika sy ho voasambotra.+