19 Ny sakafo izay nomeko anao, izany hoe ny lafarinina tsara toto sy ny menaka ary ny tantely nampihinaniko anao,+ dia nataonao teo anatrehan’ireny mba ho hanitra mampitony,+ ary mbola izany foana no ataonao’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”
20 Tsia, nefa lazaiko fa izay zavatra atolotry ny hafa firenena ho sorona dia ataony sorona ho an’ny demonia,+ fa tsy ho an’Andriamanitra. Koa tsy tiako hanan-javatra iombonana amin’ny demonia+ ianareo.