Eksodosy 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary izaho hampiditra anareo any amin’ny tany izay efa nananganako tanana ka nianianako+ homena an’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba. Dia homeko ho fanananareo tokoa izany.+ Izaho no Jehovah.’”+ Isaia 45:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nianiana tamin’ny tenako aho,+ ary avy tamin’ny vavako no nivoahan’ny teny araka ny fahamarinana+ ka tsy hiverina izany,+ eny, nianiana tamin’ny anarako aho fa izaho no handohalehan’ny lohalika rehetra+ sy hianianan’ny lela rehetra,+ Hebreo 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa nianiana tamin’ny tenany Andriamanitra fony izy nilaza ny fampanantenany tamin’i Abrahama,+ satria tsy misy lehibe noho ny tenany azony nianianana.+
8 Ary izaho hampiditra anareo any amin’ny tany izay efa nananganako tanana ka nianianako+ homena an’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba. Dia homeko ho fanananareo tokoa izany.+ Izaho no Jehovah.’”+
23 Nianiana tamin’ny tenako aho,+ ary avy tamin’ny vavako no nivoahan’ny teny araka ny fahamarinana+ ka tsy hiverina izany,+ eny, nianiana tamin’ny anarako aho fa izaho no handohalehan’ny lohalika rehetra+ sy hianianan’ny lela rehetra,+
13 Fa nianiana tamin’ny tenany Andriamanitra fony izy nilaza ny fampanantenany tamin’i Abrahama,+ satria tsy misy lehibe noho ny tenany azony nianianana.+