1 Mpanjaka 22:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nanamboatra tandroka vy i Zedekia zanak’i Kenana, ka niteny hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah:+ ‘Amin’ireto no hanotoanao ny Syrianina mandra-pandringanao azy tanteraka.’”+ Salamo 44:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Noho ny fanampianao, dia ho vitanay ny hanosika ny fahavalonay.+Ary noho ny anaranao dia hanosihosy an’ireo mitsangana hanohitra anay izahay.+
11 Dia nanamboatra tandroka vy i Zedekia zanak’i Kenana, ka niteny hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah:+ ‘Amin’ireto no hanotoanao ny Syrianina mandra-pandringanao azy tanteraka.’”+
5 Noho ny fanampianao, dia ho vitanay ny hanosika ny fahavalonay.+Ary noho ny anaranao dia hanosihosy an’ireo mitsangana hanohitra anay izahay.+