FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Ary nalaintsika avy teo am-pelatanan’ny mpanjaka roan’ny Amorita+ tany amin’ny faritr’i Jordana ny taniny, nanomboka teo amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona+ ka hatrany an-tendrombohitra Hermona.+

  • Josoa 22:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia lasa ny taranak’i Robena sy ny taranak’i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, ka nandao ny zanak’Israely tao Silo, tany Kanana, mba hody any Gileada,+ any amin’ilay tanin’izy ireo, izay efa nanorenany ny fonenany araka ny baikon’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara