FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 33:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Sambatra ny firenena manana an’i Jehovah ho Andriamaniny,+

      Sy ny vahoaka nofidiny ho lovany.+

  • Salamo 144:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Sambatra ny olona mahomby toy izany!”

      Sambatra ny olona manana an’i Jehovah ho Andriamaniny!+

  • Salamo 146:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Sambatra izay manana an’Andriamanitr’i Jakoba ho mpanampy azy+

      Sady manantena an’i Jehovah Andriamaniny,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara