Nomery 21:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Avy tao Bamota dia nankany amin’ilay lohasaha teo amin’ny sahan’i Moaba,+ teo an-tampon’i Pisga,+ izay nitatao teo ambonin’i Jesimona.+ Deoteronomia 3:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Miakara eo an-tampon’i Pisga,+ ary atopazo miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana ny masonao ka mijere, fa tsy hiampita an’io Jordana io ianao.+
20 Avy tao Bamota dia nankany amin’ilay lohasaha teo amin’ny sahan’i Moaba,+ teo an-tampon’i Pisga,+ izay nitatao teo ambonin’i Jesimona.+
27 Miakara eo an-tampon’i Pisga,+ ary atopazo miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana ny masonao ka mijere, fa tsy hiampita an’io Jordana io ianao.+