27Ary rehefa antitra i Isaka sady efa nanjavozavo be ny masony ka tsy nahita intsony,+ dia nantsoiny i Esao lahimatoany, ka hoy izy taminy:+ “Ry Esao zanako ô!” Dia hoy i Esao taminy: “Intỳ aho!”
10 Ary efa nanjavozavo ny mason’i Israely noho ny fahanterany, ka tsy nahita izy.+ Koa nentin’i Josefa nanatona azy izy mirahalahy. Dia nanoroka sady namihina azy roa lahy i Israely.+