Levitikosy 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 sady mba hampianarana ny zanak’Israely+ ny fitsipika rehetra nolazain’i Jehovah tamin’izy ireo tamin’ny alalan’i Mosesy.” Levitikosy 26:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ireo no fitsipika sy didim-pitsarana+ ary lalàna naorin’i Jehovah teo aminy sy ny zanak’Israely, teo an-tendrombohitra Sinay, tamin’ny alalan’i Mosesy.+ Nomery 30:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Ireo no fitsipika nandidian’i Jehovah an’i Mosesy momba ny lehilahy sy ny vadiny,+ ary ny ray sy ny zanany vavy tanora mbola ao an-tranony.”+
11 sady mba hampianarana ny zanak’Israely+ ny fitsipika rehetra nolazain’i Jehovah tamin’izy ireo tamin’ny alalan’i Mosesy.”
46 Ireo no fitsipika sy didim-pitsarana+ ary lalàna naorin’i Jehovah teo aminy sy ny zanak’Israely, teo an-tendrombohitra Sinay, tamin’ny alalan’i Mosesy.+
16 “Ireo no fitsipika nandidian’i Jehovah an’i Mosesy momba ny lehilahy sy ny vadiny,+ ary ny ray sy ny zanany vavy tanora mbola ao an-tranony.”+