Eksodosy 20:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy:+ “Izao no holazainao amin’ny zanak’Israely: ‘Hitanareo fa avy tany an-danitra no niresahako taminareo.+ Hebreo 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 sy trompetra+ maneno, ary feon’ny teny.+ Rehefa nandre izany feo izany ny vahoaka, dia nitalaho mba tsy hisy teny holazaina aminy intsony.+
22 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy:+ “Izao no holazainao amin’ny zanak’Israely: ‘Hitanareo fa avy tany an-danitra no niresahako taminareo.+
19 sy trompetra+ maneno, ary feon’ny teny.+ Rehefa nandre izany feo izany ny vahoaka, dia nitalaho mba tsy hisy teny holazaina aminy intsony.+