FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 8:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 fa olonao sy lovanao izy,+ izay nentinao nivoaka avy tany Ejipta,+ avy tao amin’ny fatana fandrendreham-by.+

  • Jeremia 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 izay nasaiko notandreman’ny razanareo tamin’ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany Ejipta,+ avy tao amin’ny fatana fandrendreham-by.+ Hoy mantsy aho tamin’izay: ‘Ankatoavy ny teniko, ary ataovy izay rehetra andidiako anareo.+ Dia ho oloko ianareo, ary izaho ho Andriamanitrareo,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara