Genesisy 26:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ‘Hataoko maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ny taranakao, ary homeko ny taranakao izao tany rehetra izao.+ Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalan’ny taranakao.’+ Eksodosy 23:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Manompoa an’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia hotahiny tokoa ny sakafonao sy ny ranonao.+ Ary hampanalaviriko anao ny aretina.+ Ohabolana 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny fitahian’i Jehovah no mampanan-karena+ ary tsy ampiany fahoriana izany.+
4 ‘Hataoko maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ny taranakao, ary homeko ny taranakao izao tany rehetra izao.+ Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalan’ny taranakao.’+
25 Manompoa an’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia hotahiny tokoa ny sakafonao sy ny ranonao.+ Ary hampanalaviriko anao ny aretina.+