FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Ary ankehitriny ry Israely ô, henoy ny fitsipika sy ny didim-pitsarana izay ampianariko anareo, ka mila ankatoavinareo. Henoy izany mba ho velona+ ianareo, ka hiditra ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo anareo, ary haka izany ho fanananareo.

  • Deoteronomia 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 sy ilay andro nitsangananao teo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao tany Horeba,+ tamin’i Jehovah nilaza tamiko hoe: ‘Vorio ho etỳ amiko ny olona fa hampandrenesiko azy ny teniko,+ mba hianarany hatahotra+ ahy amin’ny andro rehetra hiainany eo amin’ilay tany, ary mba hampianarany ny zanany.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara