Deoteronomia 11:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Alatsaho ao am-ponareo+ sy ampiharo amin’ny tenanareo ireo teniko ireo. Dia afatory ho famantarana eo amin’ny tananareo izany, ary ataovy fehiloha eo amin’ny handrinareo.+ Ohabolana 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Afatory eo amin’ny rantsantananao ireny,+ ary soraty eo amin’ny fonao.+
18 “Alatsaho ao am-ponareo+ sy ampiharo amin’ny tenanareo ireo teniko ireo. Dia afatory ho famantarana eo amin’ny tananareo izany, ary ataovy fehiloha eo amin’ny handrinareo.+