Matio 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy i Jesosy taminy: “Voasoratra koa anefa hoe: ‘Aza mitsapa toetra an’i Jehovah Andriamanitrao.’”+ Lioka 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy ny navalin’i Jesosy: “Voalaza hoe: ‘Aza mitsapa toetra an’i Jehovah Andriamanitrao.’”+ 1 Korintianina 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary aoka isika tsy hitsapa toetra an’i Jehovah,+ toy ny sasany tamin’ireny izay nitsapa toetra azy,+ ka matin’ny bibilava.+
7 Dia hoy i Jesosy taminy: “Voasoratra koa anefa hoe: ‘Aza mitsapa toetra an’i Jehovah Andriamanitrao.’”+
9 Ary aoka isika tsy hitsapa toetra an’i Jehovah,+ toy ny sasany tamin’ireny izay nitsapa toetra azy,+ ka matin’ny bibilava.+