FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 10:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia niainga ny zanak’Israely+ ka niala tany an-tany efitr’i Sinay, araka ny filaharan’ny fiaingany. Ary nijanona tany an-tany efitr’i Parana+ ny rahona.

  • Deoteronomia 8:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa izy no nampandeha anao namakivaky ilay tany efitra lehibe sy mampahatahotra,+ izay onenan’ny bibilava misy poizina+ sy ny maingoka, sady tany karakaina tsy misy rano. Izy koa no namoaka rano ho anao avy tamin’ny harambato,+

  • Jeremia 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tsy mba nanontany akory izy ireo hoe: ‘Aiza i Jehovah, Ilay nitondra antsika niakatra avy tany Ejipta,+ Ilay nampandeha antsika namakivaky tany efitra sy lemaka karakaina+ feno lavaka, dia tany tsy nisy rano,+ sy tany maizim-pito,+ eny, faritra tsy nisy mpandalo ary tsy nisy mponina?’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara