Eksodosy 23:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fa horoahiko tsikelikely tsy ho eo anatrehanao izy ireo, mandra-pahatonganao ho maro be ka ho lasanao tokoa ilay tany.+ Nomery 33:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Roahy tsy ho eo anatrehanareo ny mponina rehetra ao amin’ilay tany, ary poteho ny sarivongana rehetra nataon’izy ireo tamin’ny vato.+ Poteho+ koa ny sarivongany metaly+ rehetra, sy ny toerana avo masina rehetra eo amin’izy ireo.
30 Fa horoahiko tsikelikely tsy ho eo anatrehanao izy ireo, mandra-pahatonganao ho maro be ka ho lasanao tokoa ilay tany.+
52 Roahy tsy ho eo anatrehanareo ny mponina rehetra ao amin’ilay tany, ary poteho ny sarivongana rehetra nataon’izy ireo tamin’ny vato.+ Poteho+ koa ny sarivongany metaly+ rehetra, sy ny toerana avo masina rehetra eo amin’izy ireo.