FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 22:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 nanao hoe: “‘Mianiana amin’ny tenako aho’, hoy i Jehovah,+ ‘fa noho ianao nanao izao zavatra izao ka nahafoy ny zanakao, ilay lahitokanao,+

  • Eksodosy 32:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsarovy i Abrahama sy Isaka ary Israely mpanomponao, izay nianiananao tamin’ny tenanao,+ ka nilazanao hoe: ‘Hataoko maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ny taranakareo.+ Ary io tany manontolo io izay efa nolazaiko taminareo, dia homeko ny taranakareo+ ho lovany mandritra ny fotoana tsy voafetra.’”+

  • Deoteronomia 10:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny razanao ihany anefa no niraiketan’ny fon’i Jehovah ka notiaviny. Koa nofidiny teo amin’ny firenena rehetra ny taranany,+ izany hoe ianareo, toy ny amin’izao andro izao.

  • Salamo 105:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Fifanekena nataony tamin’i Abrahama izany.+

      Nanao fianianana tamin’i Isaka koa izy,+

  • Lioka 1:73
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 73 dia ilay fianianany tamin’i Abrahama razantsika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara