10 Dia nanao famantarana sy fahagagana ianao hamelezana an’i Farao sy ny mpanompony rehetra ary ny olon-drehetra tao amin’ny taniny.+ Fantatrao mantsy fa nataony tsinontsinona+ ny razanay. Koa nampahalaza ny anaranao+ ianao, toy ny amin’izao anio izao.
20 Ianao no nanao famantarana sy fahagagana tany Ejipta mandraka androany. Nanao toy izany koa ianao teto amin’ny Israely sy teo amin’ny olona,+ mba hampahalaza ny anaranao, toy ny amin’izao andro izao.+