FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Haringanao tanteraka ny firenena rehetra homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Aoka tsy hiantra azy+ ny masonao ary aza manompo ny andriamaniny,+ fa ho fandrika ho anao izany.+

  • Mpitsara 8:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary nanao efoda+ tamin’izany volamena izany i Gideona, ka narantirantiny tao Ofra+ tanànany ilay izy. Dia nanana fifandraisana mamoafady tamin’ilay efoda ny Israely rehetra,+ hany ka lasa fandrika ho an’i Gideona sy ny ankohonany ilay izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara