FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa nitahy anao i Jehovah Andriamanitrao tamin’izay rehetra nataon’ny tananao.+ Fantany tsara ny dianao namakivaky ity tany efitra lehibe ity. Ary nomba anao foana i Jehovah Andriamanitrao nandritra izay efapolo+ taona izay, ka tsy ory na inona na inona+ ianao.”’

  • Deoteronomia 29:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 ‘Nandritra ny efapolo taona nitarihako anareo tany an-tany efitra,+ dia tsy tonta ny fitafiana nanaovanareo, ary tsy simba ny kapa teny an-tongotrareo.+

  • Amosa 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary izaho no nitondra anareo niakatra avy tany Ejipta+ sy nampandeha anareo namakivaky ny tany efitra nandritra ny efapolo taona,+ mba hakanareo ny tanin’ny Amorita ho fanananareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara