FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 32:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nampitony an’i* Jehovah Andriamaniny i Mosesy,+ ka nanao hoe: “Jehovah ô, nahoana ny fahatezeranao+ no dia mirehitra amin’ny olonao, izay nentinao nivoaka avy tany Ejipta tamin-kery lehibe sy tamin’ny tanana mahery?

  • Eksodosy 32:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia nanenenan’i Jehovah ny ratsy rehetra nolazainy fa hataony amin’ny olony.+

  • Deoteronomia 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nijanona tao an-tendrombohitra efapolo andro sy efapolo alina+ toy ilay tamin’ny voalohany aho. Nihaino ahy koa i Jehovah tamin’izay.+ Tsy te handringana anao i Jehovah.+

  • Salamo 106:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Efa saika nandidy ny handringanana an’ireo izy,+

      Raha tsy teo i Mosesy olom-boafidiny

      Izay nijoro teo anatrehany, teo amin’izay nisy banga,+

      Mba hitsaharan’ny fahatezerany ka tsy handringanany azy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara