FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 20:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona, teo amin’ny Tendrombohitra Hora, eo amin’ny sisin-tanin’i Edoma:

  • Nomery 20:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “Hangonina any amin’ny razany+ i Arona, satria tsy hiditra ao amin’ilay tany homeko ny zanak’Israely izy, noho ianareo roa lahy nikomy tsy nanaraka ny didiko, teo amin’ny ranon’i Meriba.+

  • Nomery 33:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Dia niakatra tao amin’ny Tendrombohitra Hora i Arona mpisorona, araka ny baikon’i Jehovah, ary maty tao izy tamin’ny taona fahefapolo nivoahan’ny zanak’Israely avy tany Ejipta, tamin’ny andro voalohan’ny volana fahadimy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara