Eksodosy 23:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Ary tandremo tsara izay rehetra nolazaiko taminareo.+ Ary aza manonona anaran’andriamani-kafa. Tsy tokony ho re tononin’ny vavanao izany.+ Josoa 23:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary aza mifanerasera mihitsy amin’ireo firenena+ mbola tavela eo aminareo ireo. Aza manonona ny anaran’ny andriamaniny+ na mianiana amin’ny anaran’ireny,+ na manompo an’ireny na miankohoka eo anatrehany.+
13 “Ary tandremo tsara izay rehetra nolazaiko taminareo.+ Ary aza manonona anaran’andriamani-kafa. Tsy tokony ho re tononin’ny vavanao izany.+
7 Ary aza mifanerasera mihitsy amin’ireo firenena+ mbola tavela eo aminareo ireo. Aza manonona ny anaran’ny andriamaniny+ na mianiana amin’ny anaran’ireny,+ na manompo an’ireny na miankohoka eo anatrehany.+