FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 22:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 dia hitahy anao tokoa aho, ka tena hataoko maro ny taranakao, eny, ho tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra sy ny fasika eny amoron-dranomasina.+ Ary ny taranakao hahazo ny vavahadin’ny fahavalony.+

  • Genesisy 26:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 ‘Hataoko maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ny taranakao, ary homeko ny taranakao izao tany rehetra izao.+ Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalan’ny taranakao.’+

  • Genesisy 28:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary ho tahaka ny vovoka amin’ny tany ny taranakao,+ ka hiely any andrefana sy any atsinanana sy any avaratra ary any atsimo.+ Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalanao sy ny taranakao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara