Eksodosy 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary aza asiana tavela mandra-maraina, fa izay ambiny tavela mandra-maraina, dia hodoranareo.+ Eksodosy 34:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Aza atao sorona miaraka amin-javatra misy lalivay ny ran’ny sorona atolotra ho ahy.+ Ary aza tehirizina mandra-maraina ny sorona atolotra amin’ny fetin’ny Paska.+
25 “Aza atao sorona miaraka amin-javatra misy lalivay ny ran’ny sorona atolotra ho ahy.+ Ary aza tehirizina mandra-maraina ny sorona atolotra amin’ny fetin’ny Paska.+