Eksodosy 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Ary hohanin’izy ireo amin’io alina io ny henany.+ Hatsatsika amin’ny afo ilay izy, ary tokony hohaniny miaraka amin’ny mofo tsy misy lalivay,+ mbamin’ny anana mangidy.+ 2 Tantara 35:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary ny fanatitra atao amin’ny Paska+ dia natsatsik’izy ireo tamin’ny afo,+ araka ny fanao. Ny zavatra efa nohamasinina kosa nandrahoin’izy ireo+ tao anaty vilany sy vilanibe ary vilany talesaka, ka nateriny haingana teny amin’ny olona rehetra.+
8 “‘Ary hohanin’izy ireo amin’io alina io ny henany.+ Hatsatsika amin’ny afo ilay izy, ary tokony hohaniny miaraka amin’ny mofo tsy misy lalivay,+ mbamin’ny anana mangidy.+
13 Ary ny fanatitra atao amin’ny Paska+ dia natsatsik’izy ireo tamin’ny afo,+ araka ny fanao. Ny zavatra efa nohamasinina kosa nandrahoin’izy ireo+ tao anaty vilany sy vilanibe ary vilany talesaka, ka nateriny haingana teny amin’ny olona rehetra.+