FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 16:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tokony ho arakaraka ny habetsahan’ny fitahiana nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao ny fanomezana hoentin’ny tsirairay.+

  • 1 Korintianina 16:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Isaky ny andro voalohany amin’ny herinandro, dia aoka ny tsirairay aminareo, any an-tokantranony any, mba hanokana vola, arakaraka izay azony. Amin’izay, rehefa tonga aho, dia tsy hisy famoriam-bola hatao intsony.

  • 2 Korintianina 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa raha misy aloha ny fahavononana hanome, dia ankasitrahana indrindra izany raha araka izay ananan’ilay olona,+ fa tsy araka izay tsy ananany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara