Deoteronomia 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Fito andro no hankalazanao ny fetin’ny trano rantsankazo,+ rehefa manangom-bokatra avy eny am-pamoloana sy avy amin’ny famiazan’olivanao sy ny famiazam-boalobokao ianao.
13 “Fito andro no hankalazanao ny fetin’ny trano rantsankazo,+ rehefa manangom-bokatra avy eny am-pamoloana sy avy amin’ny famiazan’olivanao sy ny famiazam-boalobokao ianao.