FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Ireto avy izany tanàna izany: Bezera+ any an-tany efitra, eny amin’ny lembalemba, ho an’ny Robenita; Ramota+ any Gileada, ho an’ny Gadita; ary Golana+ any Basana, ho an’ny Manasita.+

  • Josoa 21:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ny azony avy tamin’ny fokon’i Robena+ dia i Bezera+ sy ny kijanany, Jahaza+ sy ny kijanany,

  • 1 Tantara 6:78
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 78 Ary ny nomena azy tany amin’ny faritr’i Jordana tany akaikin’i Jeriko, tany atsinanan’i Jordana, avy tamin’ny fokon’i Robena,+ dia i Bezera+ any an-tany efitra sy ny kijanany, Jahaza+ sy ny kijanany,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara