38 Ary ny azony avy tamin’ny fokon’i Gada+ dia ilay tanàna fialokalofan’ny nahafaty olona, izany hoe ny tanànan’i Ramota any Gileada+ sy ny kijanany. Azony koa i Mahanaima+ sy ny kijanany,
3 Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’ny mpanompony: “Mba fantatrareo moa fa antsika i Ramota-gileada?+ Koa nahoana isika no misalasala ny haka azy eo an-tanan’ny mpanjakan’i Syria?”