Josoa 19:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 ary nitohy hatrany Ebrona sy Rehoba sy Hamona sy Kana ary hatrany Sidona,+ izay be mponina. Mpitsara 1:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Tsy noroahin’ny fokon’i Asera+ koa ny mponin’i Ako sy ny mponin’i Sidona+ sy Alaba sy Akziba+ sy Helba sy Afika+ ary Rehoba.+ 1 Tantara 6:75 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 75 Hokoka+ sy ny kijanany, ary Rehoba+ sy ny kijanany.
31 Tsy noroahin’ny fokon’i Asera+ koa ny mponin’i Ako sy ny mponin’i Sidona+ sy Alaba sy Akziba+ sy Helba sy Afika+ ary Rehoba.+