FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 26:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ianao no nahatonga an’i Jehovah hiteny androany hoe ho Andriamanitrao izy, raha mandeha amin’ny lalany ianao ka mitandrina ny fitsipiny+ sy ny didiny+ ary ny didim-pitsarany,+ sady mihaino ny feony.+

  • Mpitoriteny 5:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Raha mivoady amin’Andriamanitra ianao, dia efao izany+ fa aza mangataka andro, satria tsy hahazo sitraka ny adala.+ Koa efao ny voadinao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara