-
Josoa 8:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Ary nahantony teo amin’ny tsato-kazo ny mpanjakan’i Ay,+ mandra-paharivan’ny andro.+ Rehefa nadiva hilentika ny masoandro, dia nasain’i Josoa nampidinina+ avy teo amin’ilay tsato-kazo ny fatiny, ka natsipy teo amin’ny fidirana amin’ny vavahadin’ny tanàna, ary nananganana antontam-bato teo amboniny. Mbola ao izany mandraka androany.
-