Deoteronomia 27:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Rehefa tafita an’i Jordana ianareo, dia ireto avy no hitsangana eo amin’ny Tendrombohitra Gerizima+ mba hanonona fitahiana ho an’ny olona: I Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara sy Josefa ary Benjamina.
12 “Rehefa tafita an’i Jordana ianareo, dia ireto avy no hitsangana eo amin’ny Tendrombohitra Gerizima+ mba hanonona fitahiana ho an’ny olona: I Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara sy Josefa ary Benjamina.