Deoteronomia 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao tokoa ireny ka horesenao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka+ ireny. Aza manao fifanekena aminy na mamindra fo aminy.+ Deoteronomia 20:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aza avela hisy zavamiaina ho velona+ kosa ao amin’ny tanànan’ireto firenena ireto izay homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao,
2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao tokoa ireny ka horesenao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka+ ireny. Aza manao fifanekena aminy na mamindra fo aminy.+
16 Aza avela hisy zavamiaina ho velona+ kosa ao amin’ny tanànan’ireto firenena ireto izay homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao,