FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Ary nalain’izy ireo ho fananany ny tanin’i Sihona sy ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana, dia ny mpanjaka roan’ny Amorita, izay tany amin’ny faritr’i Jordana nanandrify ny fiposahan’ny masoandro,

  • Josoa 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa omen’i Jehovah fitsaharana toy ny omeny anareo ny rahalahinareo, ka azon’izy ireo ho fananany ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrareo azy,+ vao hiverina eto amin’ny taninareo ianareo ary handova+ ilay tany nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah anareo, etỳ ampitan’i Jordana, manandrify ny fiposahan’ny masoandro.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara